DeDiKAceee for MADAGASCAR!!!! :::: Y Zit - Aza Avelanao

PAROLES::::

Ny tenako aty fa ny saiko mbola ano
Mola mahatsiaro anao tsy te anadino anao
Mosa mikipy tsy te ahita ilay loko
Te hiejery anao mbola matadidy anao

REFRAIN::
Mety to resy ny andro
Fa ny tena tsy handady
Satria mbola misy miandry
Any lavitra any
Tsy maintsy miverina
Fa miandry ilay fandriana mafana
Eo akaikinao
Aza avelanao irey aho
Na izay eritrerita kaly natokano ho antsika natokana ho antsika ee
Aza avelanao mody aho
Raha tsy mitondran'ilay mosoandro
Natokana ho anao
Aza avelanao homody

Raha mafy ny ady ka
Miandry iza ny zany ahoana
Ny foko tsy te hitalaho
Satria mbola misy anao
Masaoandro nokendreko
Ny alahelo manery
Mitady ny herinoa ao anatiko ao

REFRAIN

Tsy adalana ity fo
Na rediredy ny loha
No nandoazako anao mbola tia
Fa nahatsiaro ireo
Ka raiso an-tanan-drea
Fa mitady anjara masoandro

REFRAIN




(Y ZIT Aza Avelanao)MISE EN PAGE DES PAROLES ECRITE DE: Th3-PeRFEct-gIRL95(blog-skyrock)

# Posté le jeudi 27 août 2009 06:29

Modifié le dimanche 01 novembre 2009 11:24